Hihaza an'ireo trondro vaventy. Nahitsy sy hentitra ny
minisitry ny Fitsarana, Randrianasofo Jacques, raha niresaka ny fomba hoentiny
manadio ny tontolon ny asan'ny Fitsarana. Nambarany fa:...
Fanapahan-kevitra
mitsinjo ny tombontsoam-bahoana no navoakan’ny Filoham-pirenena. Ho foana ny
gaboraraka fa ho hamafisina ny ady amin’ny kolikoly.
Tapitra hatreo ny gaboraraka. Hentitra ny
Fitondrana tarihin’ny Filoha Andry...
L’ancien ministre des Mines de l’ancien régime et non moins proche des proches de Hery Rajaonarimampianina s’est envolé à Paris, capitale française jeudi dernier....