3.6 C
Londres
dimanche, février 15, 2026

D’après la cour de cassation malgache, en déclenchant les poursuites après avoir été saisi d’une plainte de la victime, le Procureur Général qui a autorité sur tous les officiers de police judiciaire n’a commis aucune violation de la loi

Date:

Related stories

spot_imgspot_img

Attendu qu’il résulte des dispositions combinées des articles 147 et 150 du Code de Procédure Pénale que le Procureur Général près la Cour d’Appel qui est membre du Ministère Public exerce l’action publique ;
D’où il suit qu’en déclenchant les poursuites après avoir été saisi d’une plainte de la victime, le Procureur Général qui a autorité sur tous les officiers de police judiciaire n’a commis aucune violation de la loi.
Arrêt de la cour de cassation du 24 mars 2017

Minisitra Harimisa Noro Vololona : Ny zavatra mampalahelo amin’izao fotaona izao dia mitaraina ny vahoaka, mitaraina ny olona fa misy ny atao hoe réseau, réseau izay hisian’ny mpitsara, mpiraki-draharaha, mpisolovava, mitambatra eo daholo izy rehetra izany

Mpanao gazety TVM : Ireo izany ireo izay notasainao rehetra

Minisitra Harimisa Noro Vololona : Ireo izay notanisaiko teo, ny police judiciaire, izany hoe vao miainga any amin’ny police judiciaire izany ilay izy an ! dia mandeha mankao aminy fitsarana, dia izay rehetra rehetra izay mitambatra hatrany aminy fandraharahana ny fonja. Dia noteneniko moa izay zavatra izay hoe « Aoka izay fa tena mijaly ny vahoaka ». Matoa ny olona mitaraina tsy iray na roa dia tena misy izany zavatra izany ary tsy ary hodiana tsy hita ary izay indrindra ny hafatro napetrako taminy fandraisako ny fahefana tao aminy ministeran’ny Fitsarana fa tandremo fa reko daholo izany zavatra rehetra izany ary tena mitaraina ny vahoaka.

Subscribe

- Never miss a story with notifications

- Gain full access to our premium content

- Browse free from up to 5 devices at once

Latest stories