10.4 C
Londres
lundi, janvier 12, 2026
AccueilLutte contre la corruption à MadagascarFanadiovana ny asam-pitsarana - Manameloka ny fisian'ny mizana tsindrin'ila i RANDRIANASOLO Jacques...

Fanadiovana ny asam-pitsarana – Manameloka ny fisian’ny mizana tsindrin’ila i RANDRIANASOLO Jacques Minisitry ny Fitsarana – Ao Raha du 16 avril 2019

Date:

Related stories

spot_imgspot_img

Fitsarana tsy mitongilana. Io no tanjona noantitranterin’ ny minisitry ny Fitsarana, Randrianasolo Jacques, nandritra ny fitokanana an’ireo efitrano vaovaon’ny Fitsarana ambaratonga voalohany, tao Toamasina, omaly.

Toromarika hentitra no nomeny an’ireo mpitsara tao Toamasina taorian’io fitokanana io. Nambarany nandritra ny lahateny fohy nataony fa:

« heloka ny fitanilana amin’ny famoahana didim-pitsarana ». « Rehefa fotsy dia fotsy ary rehefa mainty dia mainty», hoy izy.

Isan’ny antony nananganana an’ity fotodrafitrasa vaovao ity ny tsy fahampian’ ny efitrano fitsarana ao Toamasina. Miteraka fahatarana eo amin’ny fotoam-pitsarana izany, araka ny fanazavana noentin’ireo mpitsara any an-toerana


Subscribe

- Never miss a story with notifications

- Gain full access to our premium content

- Browse free from up to 5 devices at once

Latest stories