Dysfonctionnement de l'appareil judiciaire malgacheHita tsara fa nanome baiko ireo mpitsara ny exécutif...

Hita tsara fa nanome baiko ireo mpitsara ny exécutif tamin’ity raharaha kidnapping ity – Jaona Clémént Président SMM DON DRESAKA DU 07 AVRIL 2019 BY TV PLUS MADAGASCAR

-

- Advertisment -spot_img

Jaona Clément – Magistrat – Président du Syndicat des magistrats de Madagascar

Eto izany izao mivoaka eo imason’izao tontolo izao sy eo anivon’ny firenena fa misy baiko mahazo ny fitsarana Malagasy.

Izay izany ny zavatra lehiben’ny governemanta, minisitry ny fitsarana, dia izay no mahatonga hoe mitohy foana ny fitakiana ny indépendance de la justice. Faharoa, action normal ilay izy satria misy politika napetrany izany raha ohatra ka mahita izy misy hitany hoe misy lesoka ao, anjaran’ny administration active no mandray fanapaha-kevitra amin’ny maha police administrative azy, izy no miandraikitra an’izay. Dia anjaran’ilay olona voakasikan’ilay didy, raha ohatra ka misy ilay didy tsy mahafaly azy, mitondra ny raharaha amin’ny fitsarana. Izay foana no nahatonga anay matetika teto raha tamin’ny taona lasa sy ny talohan’izay niteny hoe: défaillance administrative. Ny police administrative izany tsy dia mibaiko teny loatra. Hatramin’izay izany raha vao misy zavatra miseho ohatran’ireny dia samy mitabataba, samy mimenomenona fa tsisy mésure horaisina. Iny izany ny marika ny fanjakana mandray andraikitra izy, misy ny fanjakana fa mihevitra izy fa tsy mety iny zavatra iny dia mandray fepetra mikasika an’izay izy. Dia anjaran’ilay mpitsara voakasika no mi-agir amin’ny maha tany tandalàna ny tandalàna mitondra ny raharaha eo anivon’ny fahefana mahefa. Manaraka an’izay izany dia ho an’ny filazana fa misy corruption ny mikasina iny cas iny, isika rehetra rehetra dia tsy tsara toerana hitsikera an’izany, fa ry zareo tompon’ny dossier nahita ny dossier no manana ny antony ary manana ny motif namoahany an’ilay olona. Ary aza adino fa rehefa mitsara olona anie, na criminel ilay izy tsy maha-criminel azy fa ny maha olombelona aloha. Olombelona devant-ko izaho mpitsara ity, fa alohan’ny maha izy criminal azy, ka izao izany, ry zareo nandray ny fanapaha-kevitra ataoko fa mahazava tsara ary tsara toerana hanazava raha ohatra ilaina na ny mpanao gazety na amin’ny instance izay hanao enquête. Sur fa tsy maintsy hisy ny hanao enquête amin’io raharaha io amin’ny instance, amin’ny direction pour la protection de l’intégrité au niveau magistrature, hanazava ny fandraisany fanapahan-kevitra. Ary matetika izany ny zava-misy dia hoe, ny fanontaniana mipetraka: hitsara araka ny baiko sa hitsara araka ny lalàna ny mpitsara? Azo atao ny miresaka, azo atao dia hoe tokony ny ary raha matetika amin’ny intervention matetitetika dia hoe ny baiko azon’ny mpitsara matetika omen any mpitsara, tsy ferana be ohatran’ireny hoe: araho tsara ny procédure, jereo tsara ny lalàna, fa ilay teo iny tena ferme hoe tandremo io olona ity tsy avoaka. Amin’izay voatohitohina ny fahaleovantenan’ny mpitsara sy ny fitsarana amin’izany zavatra izany. Ka noho izay izany, ny pratique amin’io dia rehefa misy ny baiko dia anjaran’ilay mpitsara notenenina no mampifandray ny baiko sy ny toe-draharahan’ilay dossier eo am-pelantanany. Dia izaho moa efa niteny mihitsy raha ohatra ilaina hoy aho, matoa ry zareo nanao an’io, aleo mba ho hodinganina ny secret professionnel. Satria raha mijery adry zareo amin’ity raharaha ity izaho, ny 4 magistrats de premier grade avy, dikan’izany olona efa expérimentés tsy vaovao aminazy io. Ny iray ihany no ambanimbany grade amin’izy ireo ka tokony izany ho hita hoe aleo publier-na ilay izy, raha ohatra ka ny tsaho-ny information no entina hanasaziana namana, hanasaziana mpitsara dia publier-na ilay izy dia eon y olona mahita hoe meloka ve, io ilay tas de dossier am-pelatanana namoahana azy dia samy mahita hoe meloka, feno ve ny sazy sa tsy feno. Anjarantsika amin’izay no mitsara azy, ary ny problème amin’izao koa, ny olona rehetra efa lasa mpitsara aby, ny olona rehetra efa lasa dokotera aby. Nefa raha ohatra izany cours-na de procédure pénal amina liberté provisoire izany fotsiny, izany akory tsy vita adiny efatra anie e, hoe efa misy ve ny ordonnance de renvoi devant le cours criminel ordinaire tamin’io dossier io, dia côté technique be izay

 

 

 

Latest news

La clause d’arbitrage lorsqu’on fait des affaires à Madagascar

Les entreprises qui font des affaires à Madagascar insèrent une clause d'arbitrage dans les contrats pour qu'en cas de...

RANARISON Tsilavo n’est pas le gérant fondateur de CONNECTIC mais RANDRIANANTOANDRO Luc

<< Tamin’ny 14 septambre 2005 no nanangana ny orinasa CONNECTIC , izaho mihintsy no fondateur, nisy namako iray niaraka...

NEXTHOPE de RANARISON Tsilavo a été créée en 2005 d’après un article publié par Newstimes du 10 juillet 2017 alors qu’elle a été créée...

RANARISON Tsilavo NEXTHOPE se permet de dire que la société NEXTHOPE a été créée en 2005 " Depuis sa création...

RANARISON Tsilavo NEXTHOPE a corrompu les juridictions malgaches d’après la plainte en diffamation de RANARISON Tsilavo NEXTHOPE

RANARISON Tsilavo NEXTHOPE est décrit comme une personne ayant prétendument corrompu le juridictions malgaches d'après le référé déposé par...
- Advertisement -spot_imgspot_img

RANARISON Tsilavo est décrit comme un voleur et escroc d’après le référé de RANARISON Tsilavo NEXTHOPE au TGI d’Evry

RANARISON tsilavo NEXTHOPE est décrit comme un prétendu voleur et escroc D'après le référé au TGI d'EVRY  de RANARISON Tsilavo...

RANARISON Tsilavo est décrit comme une personne ayant corrompu le juridictions malgaches d’après le référé de RANARISON Tsilavo NEXTHOPE au TGI d’Evry

RANARISON tsilavo NEXTHOPE est décrit comme une personne ayant prétendument corrompu le juridictions malgaches D'après le référé au TGI d'EVRY ...

Must read

La clause d’arbitrage lorsqu’on fait des affaires à Madagascar

Les entreprises qui font des affaires à Madagascar insèrent...
- Advertisement -spot_imgspot_img

You might also likeRELATED
Recommended to you