Arrêté N° 22 284/2015 du 6 juillet 2015 : Ce sont, d’après l’article 6, le Procureur Général près la Cour Suprême, le Procureur Général près la Cour de Cassation, le Commissaire Général de la Loi, le Commissaire Général du Trésor Public, les Procureurs Généraux près les Cours d’Appel, les Commissaires Administratifs, les Commissaires Financiers et les Procureurs de la République. Ce sont les référents des organes de presse dans des affaires que leurs juridictions connaissent
Ministre de la Justice, ministeran’ny fitsarana dia azony olona rehetra rehetra rehetra rehetra hitarainana amin’izay zavatra rehetra tsy mety mikasika any lalàna, na mikasika anay mpitsara io, na mikasika zavatra hafa.
Rehefa misy zavatra tsy mety any dia ny olona rehetra afaka mitaraina aty (Ministeran’ny fitsarana) ka izany no ahatongavany olona aty aminay mitaraina. Izay ny ahitanay aty amin’ny Ministeran’ny fitsarana hoe misy tsy mety ary .
Ny olona rehetra afaka mitaraina.