NEXTHOPE Madagascar - Fonjan'ny ngeza - Inona no vaovao du...

Madagascar – Fonjan’ny ngeza – Inona no vaovao du 14 fevrier 2019

-

- Advertisment -

Ela ny ela fa nivadika amin’izay ny tantara. Hatramin’izay, ny nahafantaran’ny vahoaka ny atao hoe fonja dia toerana natao hitazomana ny madinika. Zary lasa vazivazy fihomehezana teny anivon’ny fiaraha-monina ny filazana fa ny mpangalatra akoho, ny mpangala-boankazo ihany no tafiditra am-ponja. Manomboka mivadika ny zava-misy ankehitriny, angamba ato ho ato, ho lasa Fonjan’ny ngeza ny toeram-pamonjana. Tao ho ao, maro ireo olona manana ny maha izy azy eto amin’ny Firenena no lasa nialokaloka any anaty sambo any. Isan’ireny Ingahy Pety Rakotoniana, izay nalaza tamin’ny sehatra politika sy ny fitolomana. Tena nahafantarana azy ny fanaovana vavabe etsy sy eroa. Mbola voatazona any am-ponja koa hatramin’izao ny Rain’Antananarivo, Mpanolosain’ny Filoha teo aloha miisa roa koa no tafahoana any am-ponja vokatry ny raharaha maloto mahavoasaringotra azy ireo. Fa ankoatra ireto mpanao politika ireto, manomboka tafiditra am-ponja koa ireo mpandraharaha voasokajy ho trondro vaventy. Fihovana taratra eto Madagasikara avokoa ireo, ary antenaina mba tsy hijanona amin’iny famonjana ny samy Mamlagasy fotsiny ihany. Malaza ratsy amin’ny raharaha hafahafa koa mantsy ireo teratany vahiny sasantsasany. Isan’ny tena hametrahan’izy ireo dian-tanana ohatra ny fibodoana tanin’olona amin’ny alalan’ny fanaovana hosoka ny fampiasa hosoka. Eo koa ny fandrobana ny harem-pirenena, toy ny volamena sy ny vato saro-bidy. Irariana mba hihitatra ho an’ireo vahiny zatry ny lalan-dririnina ny fonja eto Madagasikara ka tys hijanona ho fonjan’ny Malagasy fotsiny ihany. Irariana mba tsy ny fitomboan’ny harenan’ireo mpiray tanindrazana ihany no hametrahan’ireo sampandraharaha maro ahiahy fa indrindra koa an’ireo vahiny misari-monina eto amintsika. Mba ho fantatra amin’izay ohatra ireo karana sy sinoa tomoin’ny afindrafindrao eto an-tanana. Raha tanteraka izay, mandresy ny fahamarinana ary resy tosika ny herin-Ravola.

Les mensonges de RANARISON Tsilavo NEXTHOPE

RANARISON Tsilavo NEXTHOPE a corrompu les juridictions malgaches d’après la plainte en diffamation de RANARISON Tsilavo NEXTHOPE

RANARISON Tsilavo NEXTHOPE est décrit comme une personne ayant prétendument corrompu le juridictions malgaches d'après le référé déposé par...

RANARISON Tsilavo est décrit comme un voleur et escroc d’après le référé de RANARISON Tsilavo NEXTHOPE au TGI d’Evry

RANARISON tsilavo NEXTHOPE est décrit comme un prétendu voleur et escroc D'après le référé au TGI d'EVRY  de RANARISON Tsilavo...

RANARISON Tsilavo est décrit comme une personne ayant corrompu le juridictions malgaches d’après le référé de RANARISON Tsilavo NEXTHOPE au TGI d’Evry

RANARISON tsilavo NEXTHOPE est décrit comme une personne ayant prétendument corrompu le juridictions malgaches D'après le référé au TGI d'EVRY ...

Must read

- Advertisement -

Les autres mensonges de RANARISON Tsilavo NEXTHOPERANARISON tsilavo est diplômé de l'INSCAE
Avec les preuves pour rétablir la vérité