Non classifié(e)Madagascar - Raharaha Houcine Arfa Hanadihady ny minisitry ny...

Madagascar – Raharaha Houcine Arfa Hanadihady ny minisitry ny Fitsarana ny Bianco Taratra 7 mars 2018

-

- Advertisment -spot_img

« Rehefa tonga ny fotaona hihainoana an-dRamatoa minisitry ny Fitsarana momba izay voalaza fa hoe voatonontonona tao izy, tsy maintsy ataonay koa ny fihainoana azy »,. Io no nambaran’ny tale jeneralin’ny Bianco, Andriamifidy Jean-Louis, tent Tsaralalana afakomaly, momba ny tsy maintsy hanadihadiana ny minisitry ny Fitsarana amin’ny « Raharaha Houcine Arfa ».

Tsy maintsy ataon’ny Bianco ny fihainoana ny minisitry ny Fitsarana, satria tsy tokiny hisy olona eo ambonin’ny lalàna. « Rehefa voakasika ianao, anjaranao ny mitondra fanazavana ny fiarovan-tenanao eo anatrehan’ny mpanao famotorana », hoy ny tale jeneralin’ny Bianco. Miainga aty ambany ny famotorana amin’izany, ary miakatra hatrany. Efa vita famotorana ny mpitsara sy ny tonia mpampanoa.

Tsy manadihady ny momba ny fitsoahana ny fonja ny Bianco.

« Tsy ny amin’ny fitsoahana ny fonja no anankinanay ny fanadihadihana ataonay, fa ny momba ny kolikoly », hoy izy. Tsy mahefa manao ny fanadihadina momba ny fitsoahana izany ny Bianco, fa ny lafiny kolikoly izay voalaza fa misy ao anatin’ny « Raharaha Houcine Arfa ». Tena misy tokoa ve ny kolikoly nahatonga an’i Houcine Arfa afa-nandositra, ary iza no nandray kolikoly tao anatin’izay ? Izay no fanadihadian’ny Bianco, mbola manao izany rizareo amin’izao.

Manampy ny Bianco amin’ny fanadihadiana ataony ny amin’ireo vaovao nilazan’i Houcine Arfa ny fanaovana kolikoly tamin’ny fitsoahany fonja. Tsy tokony hohadinoina ny amin’iny raharaha iny : misy ny fanenjehana ataon’ny borigady misahana ny heloka bevava momba ny fitsoahana ny fonja, izay raharaha hafa.

Mba hitadiavana sy hamoahana ary halalana ny tena marina no atao ? Fa ny fikarohana izay homelohina hamaranana ny rharaha ho vitavita tsy hitahita ho azy amin’izao …

R Nd

Latest news

La clause d’arbitrage lorsqu’on fait des affaires à Madagascar

Les entreprises qui font des affaires à Madagascar insèrent une clause d'arbitrage dans les contrats pour qu'en cas de...

RANARISON Tsilavo n’est pas le gérant fondateur de CONNECTIC mais RANDRIANANTOANDRO Luc

<< Tamin’ny 14 septambre 2005 no nanangana ny orinasa CONNECTIC , izaho mihintsy no fondateur, nisy namako iray niaraka...

NEXTHOPE de RANARISON Tsilavo a été créée en 2005 d’après un article publié par Newstimes du 10 juillet 2017 alors qu’elle a été créée...

RANARISON Tsilavo NEXTHOPE se permet de dire que la société NEXTHOPE a été créée en 2005 " Depuis sa création...

RANARISON Tsilavo NEXTHOPE a corrompu les juridictions malgaches d’après la plainte en diffamation de RANARISON Tsilavo NEXTHOPE

RANARISON Tsilavo NEXTHOPE est décrit comme une personne ayant prétendument corrompu le juridictions malgaches d'après le référé déposé par...
- Advertisement -spot_imgspot_img

RANARISON Tsilavo est décrit comme un voleur et escroc d’après le référé de RANARISON Tsilavo NEXTHOPE au TGI d’Evry

RANARISON tsilavo NEXTHOPE est décrit comme un prétendu voleur et escroc D'après le référé au TGI d'EVRY  de RANARISON Tsilavo...

RANARISON Tsilavo est décrit comme une personne ayant corrompu le juridictions malgaches d’après le référé de RANARISON Tsilavo NEXTHOPE au TGI d’Evry

RANARISON tsilavo NEXTHOPE est décrit comme une personne ayant prétendument corrompu le juridictions malgaches D'après le référé au TGI d'EVRY ...

Must read

La clause d’arbitrage lorsqu’on fait des affaires à Madagascar

Les entreprises qui font des affaires à Madagascar insèrent...
- Advertisement -spot_imgspot_img

You might also likeRELATED
Recommended to you