BIANCORABENARIVO Sahondra no filoha vaovao any Comité pour la...

RABENARIVO Sahondra no filoha vaovao any Comité pour la sauvegarde de l’intégrité – TVM du 1er mars 2019

-

- Advertisment -spot_img

 

Ady amin’ny kolikoly, raha toa ka manamboninahitra Jeneraly no nitantana ny Comité pour la Sauvegarde de l’Intégrité teo aloha dia mpahay làlana kosa no hitantana izany manomboka izao. Manomboka androany ary dia nandray ny asany Ramatoa Sahondra Rabenarivo taorian’ny fampindram-pahefana teo aminy sy ny Jeneraly Herilanto Raveloarison. Tao anatin’izay ihany koa no nahafahan-dRamatoa Sahondra Rabenarivo nanoritsoritra sahady ireo vinan’asa hiadiana amin’ny kolikoly. Mbola Vola Rafarasoa ry Rogriguez Zafimahaly hatrany no mitatitra ny vaovao.

 

Hamongotra ny kolikoly ary ny hatsarana ny naotin’ny Madagasikara eo imason’ny Malagasy hatrany ivelany rehetra any, izay no tanjona ho tratrarina ho an-dRamatoa Sahondra Rabenarivo, filoha vaovao hitantana ny Comité de Sauvegarde de l’Intégrité, Komity mandala ny fahamarinana, araka ny andraikitra sahanin’izy ireo dia hohamasinina kokoa ny fanenjehana ny mpanao kolikoly, hampitomboana ny paik’ady ahafahana misoroka ny kolikoly, ary harindra araka ny vina IEM napetraky ny Filoha Andry Rajoelina ny ady atao amin’izany.

 

Izahay moa izany no mametraka ny stratégie, izany no tena asany CSI ary manao suivi ihany ny mise en œuvre ny stratégie de la lutte contre la corruption. Izany hoe izany manana, afaka mijery ihany koa izany raha ohatra ka hoe misy zavatra tsy mety any amin’ny Bianco na ny Samifin, manana ny pouvoir d’enquête izahay amin’izay an. Mila gérer-na ihany angambany ilay attente hoe rahampitso an dia tsy hisy intsony ny kolikoly, izay aloha iray, ary tsy olona iray na institution anankiray no hanao ny ezaka rehetra fa tsy maintsy isika Malagasy rehetra satria misy ny olona izay voavidin’ny vola, fa misy ihany koa ny mividy azy. Ka mila jerevana tsara hoe inona no antony, inona no tena marary amintsika izany no mahatonga io kolikoly io. Dia izay lazaiko izay hoe ho andramana hoe tsy ny repression ihany izany sy ilay fanenjehana ihany no hitondrana azy fa corriger-na hatrany amin’ny fanjakana izany, hatrany amin’ny governemanta, administration hoe inona no afaka jerevana ny hanakelezana an’ilay opportunité izany hanaovan’ny olona corruption.

 

Telo taona ny fepotoam-piasan’ny filohan’ny CSI, andrim-panjakana iray ao ambany fiahian’ny fiadidian’ny repoblika, tafiditra anatin’ny asany ihany koa ny manara-maso asan’ny Bianco, Samifin ary anjarany no manolo izay tale jeneralin’ireo rafitra ireo. Amin’ny volana jiona izao izy ireo no mandinika  izay tale jeneraly vaovao hitantana ny bianco.

[cool-timeline layout= »default » designs= »default » skin= »default » category= »en-une-dizaine-de-jours-le-procureur-general-traite-la-plainte-deposee-par-ranarison-tsilavo-nexthope-avec-la-mise-en-detention-preventive-a-antanimora-de-solo-comprise » show-posts= »10″ order= »ASC » icons= »NO » animations= »bounceInUp » date-format= »default » story-content= »short » based= »default » compact-ele-pos= »main-date » pagination= »default » filters= »no »]

 

Latest news

La clause d’arbitrage lorsqu’on fait des affaires à Madagascar

Les entreprises qui font des affaires à Madagascar insèrent une clause d'arbitrage dans les contrats pour qu'en cas de...

RANARISON Tsilavo n’est pas le gérant fondateur de CONNECTIC mais RANDRIANANTOANDRO Luc

<< Tamin’ny 14 septambre 2005 no nanangana ny orinasa CONNECTIC , izaho mihintsy no fondateur, nisy namako iray niaraka...

NEXTHOPE de RANARISON Tsilavo a été créée en 2005 d’après un article publié par Newstimes du 10 juillet 2017 alors qu’elle a été créée...

RANARISON Tsilavo NEXTHOPE se permet de dire que la société NEXTHOPE a été créée en 2005 " Depuis sa création...

RANARISON Tsilavo NEXTHOPE a corrompu les juridictions malgaches d’après la plainte en diffamation de RANARISON Tsilavo NEXTHOPE

RANARISON Tsilavo NEXTHOPE est décrit comme une personne ayant prétendument corrompu le juridictions malgaches d'après le référé déposé par...
- Advertisement -spot_imgspot_img

RANARISON Tsilavo est décrit comme un voleur et escroc d’après le référé de RANARISON Tsilavo NEXTHOPE au TGI d’Evry

RANARISON tsilavo NEXTHOPE est décrit comme un prétendu voleur et escroc D'après le référé au TGI d'EVRY  de RANARISON Tsilavo...

RANARISON Tsilavo est décrit comme une personne ayant corrompu le juridictions malgaches d’après le référé de RANARISON Tsilavo NEXTHOPE au TGI d’Evry

RANARISON tsilavo NEXTHOPE est décrit comme une personne ayant prétendument corrompu le juridictions malgaches D'après le référé au TGI d'EVRY ...

Must read

La clause d’arbitrage lorsqu’on fait des affaires à Madagascar

Les entreprises qui font des affaires à Madagascar insèrent...
- Advertisement -spot_imgspot_img

You might also likeRELATED
Recommended to you