11.2 C
Londres
lundi, janvier 12, 2026
AccueilDysfonctionnement de l'appareil judiciaire malgacheTokony alalaka tanteraka ny mpitsara aminy famoahana ny didim-pitsarana - Patrick Andriamahefa...

Tokony alalaka tanteraka ny mpitsara aminy famoahana ny didim-pitsarana – Patrick Andriamahefa – DON DRESAKA DU 07 AVRIL 2019 BY TV PLUS MADAGASCAR 1 (1)

Date:

Related stories

spot_imgspot_img

Patrick Andriamahefa : Mpanao gazety

Tena maniry mafy aho, ny hahatanteraka ny notenen’ny president-ny SMM teo hoe ten alalaka tanteraka amin’ny fitsarana ny mpitsara. Enga anie satria betsaka nge ny olona victime na nanao, nanao moa izany efa nanao izy fa betsaka ny victim nohon’ny baikom-politika ny ankamaroany tsy afaka manoatra ny mpitsara. Maniry mafy mihitsy aho raha maniry mba hahatanterahan’izany hoe fahalalahan’ny mpitsara izany.


Subscribe

- Never miss a story with notifications

- Gain full access to our premium content

- Browse free from up to 5 devices at once

Latest stories