Les magistrats suspendus par le ministère de la Justice à Toamasina, ne bénéficient pas d’un traitement de faveur. C’est ce qu’a indiqué le ministre...
Mampihatra ny tany tandalàna ny Fitondrana tarihin’ny Filoha Andry Rajoelina. Tsy hijerena tavan’olona izany fa izay manao ny tsy mety, mahazo ny sazy sahaza...
Hentitra ny valin-kafatry ny minisitry ny Fitsarana, Randrianasolo Jacques, manoloana ny fampitandreman’ireo mpiasan’ny fananan-tany sy ny momba ireo mpitsara miisa efatra naato amin’ny asany...
Nihaona tamin’ny mpanao gazety ny tantsaha mpamboly lavanila, niharan’ny halatra. Nilaza i Franklin sy Razafindahy José, mponina any amin’ny fokontany Marovato, kaominina Ambohibe, distrikan’i...