Archives mensuelles: Avril, 2019

Tsy ampy ny fanagadrana any Eddy sy Mbola ary Hasimpirenena satria tsy izy ireo ihany no fantatra fa isan’ireo voarohirohy amin’ny halatra sy nanodinkodina...

Niandrandra fandrosoana haingana ny Malagasy ary maika dia maika tamin’izany. Ny antoko pôlitika najoro koa nanaovana tokam-barotra hoe Tgv (Train à grande vitesse) no...

Tsy zakan’ny mpitantana ny Jirama ny ady atao amin’ny gaboraraka sy halatra isan-karazany, efa nahatratra mpangalatra 41 ny Pro-GSI- 24H Mada FB du 4...

Namaly ny DG Jirama ny DG Pro Gsi : Aoka izay ny gaboraraka atao amin’ny orinasam-panjakana Jirama Saika raikitra ny sakoroka teo anoloan’ny vavahadiben’ny Jirama...

Kidnapping Tsaratanàna – Manahy ny vadin’ny maty sao havotsotra ilay kandidà – Midi madagasikara du 4 avril 2019

  Nisafidy ny hiteny amin’izay ny vadin’ilay kandidà ho depiote ao Tsaratanàna izay maty novonoin’ny mpaka an-keriny. « Tsiahiviko fa efa nandoa vola 20 tapitrisa ariary,...

Suspension des magistrats et détention des responsables du service foncier – Intransigeance du ministre de la Justice – Expressmada du 3 avril 2019

« La loi est faite pour tout le monde ». Le garde des Sceaux affirme ainsi une inflexibilité sur des sujets d’actualité impliquant la...

Jeneraly Ravalomanana, Miresaka ny fifandraisanyamin’ilay mpivarotra andramena Eddy Bois de Rose – AoRaha du 3 mars 2019

Namaky    am-batolampy    ny    fifandraisany tamin’ny mpandraharaha amin’ny andramena izay naiditra am-ponja  eny  Tsiafahy, herinandro maromaro lasa izay, ny jeneraly Ravalomanana Richard.  Nanararaotra  ny andro...

RANDRIANASOLO Jacques – Mamofona kolikoly ny famoahana an’ilay ahiana maka ankeriny – Kolo Tv du 3 avril 2019

Fampiatoana mpitsara dimy tao Toamasina izay nanome hafahafana vonjy maika olona iray voaroiroy amina raharaha fankana an-keriny teratany vahiny, nambaran’ny Minisitry ny Fitsarana omaly...

CHRONIQUE DE N. RAZAFILAHY – Jusqu’ici aucun de ces protecteurs influents de malfaiteurs n’ont fait encore l’objet d’une poursuite judiciaire exemplaire – Lagazette...

Si les problèmes professionnels de quelques magistrats de la Cour d’Appel de Toamasina sont maintenant d’actualité et pourraient faire l’objet de grincements de dents...

Latest news

La clause d’arbitrage lorsqu’on fait des affaires à Madagascar

Les entreprises qui font des affaires à Madagascar insèrent une clause d'arbitrage dans les contrats pour qu'en cas de...
- Advertisement -spot_imgspot_img

RANARISON Tsilavo n’est pas le gérant fondateur de CONNECTIC mais RANDRIANANTOANDRO Luc

<< Tamin’ny 14 septambre 2005 no nanangana ny orinasa CONNECTIC , izaho mihintsy no fondateur, nisy namako iray niaraka...

NEXTHOPE de RANARISON Tsilavo a été créée en 2005 d’après un article publié par Newstimes du 10 juillet 2017 alors qu’elle a été créée...

RANARISON Tsilavo NEXTHOPE se permet de dire que la société NEXTHOPE a été créée en 2005 " Depuis sa création...

Must read

La clause d’arbitrage lorsqu’on fait des affaires à Madagascar

Les entreprises qui font des affaires à Madagascar insèrent...