Mahavariana loatra ny nahafantarana fa mpivady ny mpitsara ilay raharaham-pitsarana, nahatrarana sokatra maherin’ny 10 000 tany Toliara, sy ny mpisolovava ireo voampanga. Voatery nahemotra...
Na ny Ministry ny fitsarana (ANDRIAMISEZA Charles), na ny Praiministra (MAHAFALY Olivier) aminy famoahana ny IST (Interdiction de sortie du territoire) tsy nanao ny...