Fitsarana tsy mitongilana. Io no tanjona noantitranterin' ny minisitry ny Fitsarana, Randrianasolo Jacques, nandritra ny fitokanana an'ireo efitrano vaovaon'ny Fitsarana ambaratonga voalohany, tao Toamasina,...
Azo ambara fa efa amperin’asa tanteraka ny fitondram-panjakana ankehitriny na dia mbola misy antokon-draharaha (direction) tokony hovaina aza ny tompon’andraikitra ao aminy any anivon’ny...