7 C
Londres
mercredi, janvier 14, 2026
AccueilLutte contre la corruption à MadagascarTsy hitsitsy amin'ny fandikan-dalàna ny fitsarana hoy RANDRIANASOLO Jacques - Ao Raha...

Tsy hitsitsy amin’ny fandikan-dalàna ny fitsarana hoy RANDRIANASOLO Jacques – Ao Raha du 8 mars 2019

Date:

Related stories

spot_imgspot_img

Hatao hazalambo ireo tsy manara-dalana rehetra na inona na inona toerana eo amin’ny fiaraha-monina, arak any fanazavan’ny minisitry ny Fitsarana Randrianasolo Jacques. « Raha ny tena izy dia tsy hijerena tavan’olona mihitsy ny fitsarana. Izya tratra dia tratra. Izaho no nanenjika ny Praiminisitra Mahafaly Olivier sy Claudine Razaimamonjy tamin’ny fotoana mbola naha Mpampanoa lalàna teo anivon’ny Fitsarana Ambony (PGCA) ahy. Efa henonareo ny zavatra nataoko fa izao ilay raharaha vao mihetsika. Tsy hatahotra aho amin’izao fotoana izao. Tonga ny fotoana hanenjehana ny tsy mety rehetra. Izay nanao ny tsy mety na ny teo aloha na amin’izao fotoana izao dia tsy hitsitsy aho.

 

Désolé, vous n'avez encore ajouté aucune histoire


Subscribe

- Never miss a story with notifications

- Gain full access to our premium content

- Browse free from up to 5 devices at once

Latest stories