Nanano fanambarana ho an'ny mpanao gazety omaly ny sendikan'ny mpitsara malagasy (SMM) manoloana ny toe-draharaha mafampana, indrindra fa amin-dry zareo mpitsara. Nilaza ny SLL,...
Ny minisitra koa moa tsy mbola naka fepetra mikasika an’ireo voaendrikendrika fa fepetra fampiantoana ny Procureur Général efa akaiky retirety no nataony. Asa izay nahamaika azy nandray an’izany fanapahan-kevitra izany. Tsy tena mazava anefa na ny antony na ny fomba nanaovany azy, araky ny tsikera ataon’ny Sendikan’ny Mpitsara. Samy mpikirakira lalàna, ka tsy mifandefitra amin’izay tratra manao tsirambina.
Le Procureur général près de la Cour Suprême (Pgcs) attaque devant la justice le décret d’abrogation de sa nomination. Par l’intermédiaire de ses deux...