4.3 C
Londres
mardi, février 3, 2026
AccueilRANARISON Tsilavo

RANARISON Tsilavo

spot_imgspot_img

Hoy RANDRIANASOLO Jacques – Minisitry ny fitsarana  » Misy olona akaikin-dRajoelina atao fanadihadiana mombany kolikoly  » – Tia tanindrazana 8 mars 2019

 Nisy ny mpanao politika, mpitondra teo aloha, mpandraharaha efa nohadihadiana. Eo ireo naiditra am-ponja, misy ny mbola tohizana ny fanadihadiana momba azy. Laharam-pahamehana ho...

Tsy hitsitsy amin’ny fandikan-dalàna ny fitsarana hoy RANDRIANASOLO Jacques – Ao Raha du 8 mars 2019

Hatao hazalambo ireo tsy manara-dalana rehetra na inona na inona toerana eo amin’ny fiaraha-monina, arak any fanazavan’ny minisitry ny Fitsarana Randrianasolo Jacques. "Raha ny...

Hafindra monina ireo voaheloka mandra-pahafatiny hoy RANDRIANASOLO Jacques – Ao Raha du 8 mars 2019

  Afaka enim-bolana dia hitsangana ny fonja natokana  ho  an'ireo  gadra voaheloka mandra-pahafatiny sy ireo nanao heloka goavana, araka ny nambaran'ny minisitry ny Fitsarana, Randrianasolo...

La lutte contre la corruption engagée par l’actuel régime fait jaser car teintée de connotation politique – Expressmada du 8 mars 2019

La lutte contre la corruption engagée par l'actuel régime fait jaser. Des analystes saluent la bravoure et le courage du Bianco et du PAC...

Tsy mijery tavan’olona ny ady amin’ny kolikoly ka misy mpiara-dia ny mpitondra ankehitriny koa atao fanadihadina hoy Jacques RANDRIANASOLO – TV plus du...

Efa mandeha amin’izao ny fanadihadihana ireo mpanao kolikoly avo lenta hafa tsy mbola tratra hoy ny Minisitry ny Fitsarana Jacques Randrianasolo. Tsy hanavahana firehana na...

Vindicte populaire : Une idée de mal pour un bien commun ? – La gazette DGI du 7 mars 2019

Les cas de vindicte populaire s’intensifient de jour en jour. Allant des coups de bâton jusqu’à l’immolation par le feu,  les bandits pris en flagrant...

Fifaninanana fidirana pôlisy – Misy tranga vaovao mampibaribary ny tsy fahamarinana sy ny kolikoly – La gazette DGI du 7 mars 2019

Isan’ny fifaninanana handraisana mpianatra ho pôlisy (Elève inspecteur de police, Elève commissaire de police…) niteraka resa-be teto amin’ny tany sy ny firenena ny fifaninanana...

Subscribe

- Never miss a story with notifications

- Gain full access to our premium content

- Browse free from up to 5 devices at once

Must read

spot_img