Samy variana, izay no azo ilazana ny raharaha mahakasika indrindra ny fifaninanana hidirana eny amin’ ny sekoly ambony ENMG, izay fantatry ny rehetra moa...
Omaly no napetraka amin’ ny fomba ofisialy tamin’ny toerany ny tonia mpampanoa lalàna jeneraly eo anivon’ ny fitsarana fampiakarana PGCA Charles Andriamiseza, tetsy amin’...
« Mila taratra eo anivon’ny fitsarana malagasy ny Fisandratana » io no fijery nozarain’ ny Filoham-pirenena omaly tetsy amin’ ny lapan’ny fitsarana Anosy, nandritra...
Ny filohan’ny repoblika, Hery Rajaonarimampianina no filohan’ny filankevitry ny mpitsara, na ny CSM araka ny voafaritry ny lalàm-panorenana, izy rahateo no nandray ireo mpikambana...