La prescription des délits dissimulésRANARISON Tsilavo NEXTHOPE - Prescription ? les terrains de...

RANARISON Tsilavo NEXTHOPE – Prescription ? les terrains de l’ARTEC ont été vendu en catimini en 2014 – TV Plus du 11 mars 2019

-

- Advertisment -spot_img

No nisian’ny fanoratana ny ampahan’ny tany voalohany tamin’ny olo-tsotra raha ny fanadihadihana natao teny amin’ny sampan-draharahan’ny fananan-tany hoy ny minisitera. Taona 2017 ny faharoa ary tamin’ny volana janoary 2018 ny farany. Tsy maintsy haverina amin’ny fanjakana ny tany ary mampitandrina ireo manam-pikasana hivarotra sy hividy ny tany hoy ny minisitry ny paositra sy ny fifandraisan-davitra, raha nambarany tamin’ity androany ity. Misa sy Fetra Randriamananjara.

 

Tanim-panjakana misoratra amin’ny anaran’ny foibe ara-teknikan’ny ministeran’ny paositra ny tany mirefy 2ha mahery eto Ankorondrano ity, tamin’ny alalan’ny dokam-barotra tamin’ny tranokala miandraikitra manokana ny famarotana sy ny fanofana tany sy trano nahitana ny famarotana voalohany hoy ny sekretera jeneralin’ny Ministeran’ny paositra.

 

Tamin’ny voalohany izy titra anankiray tamin’ny alalan’ny poste, dia rehefa tamin’ny 2014 nisy fivarotana voalohany, amin’ny alalan’ny hoe propriété hoe Tsantsa, nisy 1 2 3 4 io Tsanta io, dia rehefa avy eo nisy hoe Artec, Artec K ilay izy an, fa ny Artec misy antsika izao dia Artec C. Dia tamin’ny 2017 izay , dia tamin’ny 2018 indray nisy ny atao hoe propiété Ankasitrahana, izany hoe amin’izay fotoana izao izany an, dia mizarazara eo amin’ny anaky 6 eo an ny propiété anakiray, izay propriété-ny Ministère-ny Poste foana hatramin’izay, nefa ny Ministère-ny Poste dia tsy nivarotra mihitsy. Eo ampanaovana fanadihadihana izany amin’izao fotoana izao satria ny fanovana tany amin’ny anaran’ny fanjakana ho lasan’ny amin’ny anaran’olo-tsotra dia fantatra hoe misy olona marobe voakasika ao anatiny.

 

Ny 600m² amin’ny tany 2ha ihany sisa no misoratra amin’ny anaran’ny fanjakana amin’izao fotoana izao. Tsy maintsy miverina amin’ny fanjakana ny tany hoy ny Minisitry ny paositra.

 

Totalin’ny terrain izay fananan’ny vahoaka moa izany satria ny Ministera zavatra fananam-bahoaka fa tsy fananam-panjakana araka ny tenenintsika fa isika mandova fotsiny an, dia eo amin’ny 2ha eo izany terrain-ny Ministera izay titré amin’ny anaran’ny Ministera dia tsy misy intsony fa 600m² sisa ny tanin’ny Ministera ao anatin’ity, ary ity Artec ity izay hipetrahantsika androany izao dia efa tsy an’ny ministera intsony fa amin’ny anaran’olona izay tsy fantatra, anaran’olona tsotra izany, vao nikasika ity dossier ity izany tamin’ny herinandro dia nisy olona saika hivarotra ilay tany ary misy agence izay tsy tononika eto ny anarany fa dia efa mampandre aho fa misy olona hitady hividy an, dia ho sahirana izy raha mividividy an’ity tany ity, satria ianao raha hividy tany izany ka hitanao fa efa misy tranom-panjakana eo amboniny, dia anisan’ny voaroiroy koa izany izy amina zavatra tsy mety. Izaho aloha dia tena tsy mieritreritra mihitsy hoe handeha hividy tany aty ka hoe misy batiment any Artec eto ka hovidiko, izany hoe izay olona mividy aloha izany dia efa misy problème be.

 

Hisy ny fanenjehena ireo tompon’antoka rehetra amin’ny famarotana ity tany ity satria efa vita hatramin’ny fanoratrana ny tany amin’ny anaran’ny olo-tsotra hoy ny sekretera jeneraly, nidina teny ifotony nijery ny zava-misy ny ministeran’ny Paositra androany.

Latest news

La clause d’arbitrage lorsqu’on fait des affaires à Madagascar

Les entreprises qui font des affaires à Madagascar insèrent une clause d'arbitrage dans les contrats pour qu'en cas de...

RANARISON Tsilavo n’est pas le gérant fondateur de CONNECTIC mais RANDRIANANTOANDRO Luc

<< Tamin’ny 14 septambre 2005 no nanangana ny orinasa CONNECTIC , izaho mihintsy no fondateur, nisy namako iray niaraka...

NEXTHOPE de RANARISON Tsilavo a été créée en 2005 d’après un article publié par Newstimes du 10 juillet 2017 alors qu’elle a été créée...

RANARISON Tsilavo NEXTHOPE se permet de dire que la société NEXTHOPE a été créée en 2005 " Depuis sa création...

RANARISON Tsilavo NEXTHOPE a corrompu les juridictions malgaches d’après la plainte en diffamation de RANARISON Tsilavo NEXTHOPE

RANARISON Tsilavo NEXTHOPE est décrit comme une personne ayant prétendument corrompu le juridictions malgaches d'après le référé déposé par...
- Advertisement -spot_imgspot_img

RANARISON Tsilavo est décrit comme un voleur et escroc d’après le référé de RANARISON Tsilavo NEXTHOPE au TGI d’Evry

RANARISON tsilavo NEXTHOPE est décrit comme un prétendu voleur et escroc D'après le référé au TGI d'EVRY  de RANARISON Tsilavo...

RANARISON Tsilavo est décrit comme une personne ayant corrompu le juridictions malgaches d’après le référé de RANARISON Tsilavo NEXTHOPE au TGI d’Evry

RANARISON tsilavo NEXTHOPE est décrit comme une personne ayant prétendument corrompu le juridictions malgaches D'après le référé au TGI d'EVRY ...

Must read

La clause d’arbitrage lorsqu’on fait des affaires à Madagascar

Les entreprises qui font des affaires à Madagascar insèrent...
- Advertisement -spot_imgspot_img

You might also likeRELATED
Recommended to you