6 C
Londres
dimanche, janvier 11, 2026
AccueilDysfonctionnement de l'appareil judiciaire malgacheTokony manaja ny lalàna foana ny didy mivoaka - Imbiky Herilaza -DON...

Tokony manaja ny lalàna foana ny didy mivoaka – Imbiky Herilaza -DON DRESAKA DU 07 AVRIL 2019 BY TV PLUS MADAGASCAR 1 (2)

Date:

Related stories

spot_imgspot_img

 

Imbiky Herilaza – Magistrat

Ny hamintinako azy aloha angambany dia voalohany hoe ny mpitondra fanjakana izany an tokony mahay mandanjalanja ilay fahefana eo am-pelantanany satria indraindray mety misy tokoa izany ilay fihoaram-pefy fa tokony hodinihqana izany izay fanaovana an’ilay fampiharana ny fahefana izay. Raha ho an’ny mpitsara manokana izany dia, izay foana no averiko ombieny ombieny hoe tokony ho fantatratsika izany hoe anatin’ny fanajana ny lalàna foana io resaka fahaleovantenan’ny mpitsara io. Ny vahoaka no manohana antsika, ny fitondrana no mihaino antsika raha asehontsika fa anatin’ny fahamendrehana sy anatin’ny fanajana ny lalàna izany ny fanatanterahana ny asantsika.

Subscribe

- Never miss a story with notifications

- Gain full access to our premium content

- Browse free from up to 5 devices at once

Latest stories