ENMGUn grand cyclone au sein de la Justice à...

Un grand cyclone au sein de la Justice à Madagascar : rajeunissement du staff technique ministériel – Fantaro ny fitsarana du 5 juillet 2018

-

- Advertisment -spot_img

A) Mpanolotra TVM Andriamatoa Bertrand Ranaivomanana:

Ramatoa minisitra anisany nanamarika ny fahatongavanao teo amin’io andraikitra lehibe io ny ataoko faraingo sosotra ihany koa amin’ny fomba firesaky ny olona hoe misy ny fanadiovana izany na cyclone moa izany ny filazan’ny mpanao vaovao azy na ny fomba firesaky ny olona any amin’ny birao hoe, misy cyclone be ao amin’ny Fitsarana, ny cyclone voalohany indrindra, inona no anisan’ny antony nahatonga anao nanao an’izay ary inona no vokatra andrasanao amin’izay Ramatoa minisitra?

B)Minisitry ny fitsarana sy mpitahiry ny fitombokasem-panjakana Ramatoa Noro Harimisa Vololona :

Marina izany fa nifanojo tamiko ny cyclone, ny tena marina dia izao raha ny staff technique aloha izay nanovako ny secrétaire générale , directeur vitsivitsy teo anivon’ny ministera mihintsy , minisiteran’ny Fitsarana dia mazava ho azy fa manana vina vaovao aho , ka ao anatin’izany vina vaovao izany dia fijery vaovao koa no ilaiko miaraka amiko iray izay, ao anatin’io koa dia raha voamarika anareo dia tena tanora daholo ireo izay nataoko manodidina ahy ao amin’ny staff technique eo anivon’ny minisiteran’ny Fitsarana satria sady talehan’ny fampihofanana  tao amin’ny sekoly moa aho no nampianatra ihany koa , heveriko fa tonga ny fotoana izay hanandratana an’ireo tanora ireo , izay manana ny traikefany afaka mihintsy hiasa ho an’ny firenena , marina fa io izany ilay oe tsy maintsy atambatra ny compétence sy ny expérience ka misy tanora ao misy ihany koa ny efa lehibe , fa ilay vaovao izay notendreko ireo dia tena tanora ary tena manana an’izay fahavononam-po izay, satria raha nandefa message izaho androany tamin’ny fananganan-tsaina dia ny hoe mila olona sahy aho , vonona tsy mitarendretra, manana an’izay oe qualitéana leader na mpitarika ary qualitéana manager mahay mitantana, satria fe-potoana fohy no mety hipetrahako eto satria mission dia tiako miaraka amiko ohatran’izay ny olona izay miaraka amiko , noho izany dia maro tokoa , maromaro vitsivitsy no nosoloiko tao anatiny staff-ko technique, ny ao anatin’ilay chef de cour , izy iny dia nandritra ny fotoana izay naha member ny conseil supérieur de la magistrature ahy talohan’ny nanendrena ahy ho minisitra dia efa nodinihana teo anivon’ny conseil supérieur de la magistrature ireny fanovana ny chef de cours manerana an’I Madagasikara ireny, satria efa tao anatin’ny politique générale de la ministère de la justice ihany izay zavatra izay , oe hovaina amin’izay , satria misy efa an-taonany maro , misy zavatra antony isan-karazany , izay tokony anaovana fanovana tanteraka eny anivon’ny chef de cour  manerana an’I Madagasikara, dia tonga moa aho ankehitriny dia nampiatra an’izay zavatra izay  satria mbola nodinihana fotsiny izany teny anivon’ny CSM , fa tonga kosa aho izany dia nampiatra izay zavatra tapaka teny anivon’ny CSM izay.

Latest news

NEXTHOPE de RANARISON Tsilavo a été créée en 2005 d’après un article publié par Newstimes du 10 juillet 2017 alors qu’elle a été créée...

RANARISON Tsilavo NEXTHOPE se permet de dire que la société NEXTHOPE a été créée en 2005 " Depuis sa création...

RANARISON Tsilavo NEXTHOPE a corrompu les juridictions malgaches d’après la plainte en diffamation de RANARISON Tsilavo NEXTHOPE

RANARISON Tsilavo NEXTHOPE est décrit comme une personne ayant prétendument corrompu le juridictions malgaches d'après le référé déposé par...

RANARISON Tsilavo est décrit comme un voleur et escroc d’après le référé de RANARISON Tsilavo NEXTHOPE au TGI d’Evry

RANARISON tsilavo NEXTHOPE est décrit comme un prétendu voleur et escroc D'après le référé au TGI d'EVRY  de RANARISON Tsilavo...

RANARISON Tsilavo est décrit comme une personne ayant corrompu le juridictions malgaches d’après le référé de RANARISON Tsilavo NEXTHOPE au TGI d’Evry

RANARISON tsilavo NEXTHOPE est décrit comme une personne ayant prétendument corrompu le juridictions malgaches D'après le référé au TGI d'EVRY ...
- Advertisement -spot_imgspot_img

RANARISON Tsilavo est décrit comme un voyou d’après le référé de RANARISON Tsilavo NEXTHOPE au TGI d’Evry

D'après le référé au TGI d'EVRY  de RANARISON Tsilavo et de NEXTHOPE : Les sites internet litigieux des écrits diffamatoires,...

Contre DES PARTICULIERS ou contre DES PERSONNES dans une plainte pour diffamation publique fait encourir la nullité dans la plainte déposée par NEXTHOPE...

NEXTHOPE et RANARISON Tsilavo vont tout faire pour que des blogs racontent ce qui est arrivé à Solo, investisseur...

Must read

- Advertisement -spot_imgspot_img

You might also likeRELATED
Recommended to you