9 C
Londres
mardi, mars 10, 2026
AccueilDysfonctionnement de l'appareil judiciaire malgache

Dysfonctionnement de l'appareil judiciaire malgache

spot_imgspot_img

Minisitry ny fitsarana – Tsy hilefitra amin’ny fampiharana ny lalàna ny Fanjakana – Inona no Vaovao du 3 avril 2019

Mampihatra ny tany tandalàna ny Fitondrana tarihin’ny Filoha Andry Rajoelina. Tsy hijerena tavan’olona izany fa izay manao ny tsy mety, mahazo ny sazy sahaza...

Raharaha kidnapping sy mpiasan’ny fananan-tany – Mifanenjana ny ministra sy ireo mpitsara naato – Taratra du 3 avril 2019

Hentitra ny  valin-kafatry ny minisitry ny Fitsarana, Randrianasolo Jacques, manoloana ny  fampitandreman’ireo mpiasan’ny  fananan-tany sy ny momba ireo mpitsara miisa efatra naato amin’ny asany...

Tezitra ny tantsaha mpamboly fa navotsotry ny fitsarana ny mpangalatra lavanila tratra am-bodiomby tany Vavatenina – Taratra du 2 avril 2019

Nihaona tamin’ny mpanao gazety ny tantsaha mpamboly lavanila, niharan’ny halatra. Nilaza i Franklin sy Razafindahy José, mponina any amin’ny fokontany Marovato, kaominina Ambohibe, distrikan’i...

Cerveau des rapts à Toamasina : Présumé innocent ou réputé coupable ? La gazette DGI du 28 mars 2019

Décidément le droit et la justice à Madagascar ou l’interprétation que l’on fait du droit laissera toujours perplexe! En décembre,  gros tapage médiatique avec conférence...

Famotsorana mpaka an-keriny tao Toamasina – Milaza handray fepetra ny minisiteran’ny fitsarana – Ao raha 28 mars 2019

Araka ny loharanom-baovao iray dia tsy mitazam-potsiny ny raharaha fakàna an-keriny tany Toamasina, izay nahavoarohirohy lehilahy iray ka nahazoan'ity farany fahafahana vonjimaika tamin'ny fiandohan'ity...

Suspension des cinq magistrats qui ont accordé la liberté provisoire au présumé tête pensante des kidnapping à Toamasina – Les nouvelles du 28...

La décision du ministère de la Justice ne s’est pas fait attendre. Trois jours après la libération de Hajanirina Dina Manantena, le ministère a...

Corruption – Les greffiers des tribunaux également pointés du doigt ? Lagazette DGI du 28 mars 2019

Nombreux sont les services de l’Etat qui sont gangrenés par la corruption à Madagascar.  Des organismes internationaux ont déjà cité divers services comme le service...

Subscribe

- Never miss a story with notifications

- Gain full access to our premium content

- Browse free from up to 5 devices at once

Must read

spot_img