Dans sa plainte, Ranarison Tsilavo Nexthope soutient que certaines factures émises par la société EMERGENT NETWORK SYSTEMS seraient des factures fictives. Ces accusations portent sur...
Dans une affaire emblématique des dérives judiciaires à Madagascar, une lettre de Cisco datée du 26 novembre 2013 a été intentionnellement mal traduite et...
Hampanjakaina ny tany tan-dalàna. lo no imasoan
'ny filohan'ny Sendikan'ny mpitsara eto Madagasikara (SMM ) , Clément Jaona,
mandritra ny telo taona hiasany. Maro loatra ireo...
Niova ny laharam-pahamehana apetraky
ny Sendikan’ny mpitsara eto Madagasikara na ny SMM hoy ny filohan’ny SMM vaovao
ny mpitsara Clément Jaona androany. Eo aloha ny famerenana...
Nandalo famonoana olona faobe na ireny antsoina hoe “génocide” ireny ny firenena Rwandais tatsy Afrika afovoany ny taona 90. Aman’hetsiny ny isan’ny olona maty...
Le but principal des peines étant de sanctionner tous les auteurs d’une infraction, celles relatives à l’emprisonnement ne devront en principe être prononcées que...
Ny mahakasika ny ady
amin’ny kolikoly izay laharam-pahamehan’ny fitondrana ankehitriny no hitondrana
adihevitra tao anatin’ny fandaharana ankitsimpo ny zoma teo. Nivahiny
tamin’izany ny Tale jeneralin’ny Bianco Andriamifidy...
Efa manomboka
ny fanadiovana izao ka miomana. Raofina avy izay olona tsy nanara-dalana. Efa
tery anie ny fonja e, tsy quoi fa ampidirio, refa mpandoto tanana,...